Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 24:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Ary nangalan’i Jôiadà vady roa i Jôasy, ka niteraka zazalahy sy zazavavy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary nakan’i Joiada vady roa i Joasy, dia niteraka lahy sy vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ary nangalan’i Jôiadà vady roa i Jôasy, ka niteraka zazalahy sy zazavavy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Roa no vady nalain’i Jôiadà ho an’i Jôasy ary niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary nangalan’i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary nangalan'i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary nakan’i Joiada vady roa i Joasy, dia niteraka lahy sy vavy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 24:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Nangalan-dreniny vady avy tany Ejipta izy ary nonina tao an-taniefitr’i Paràna.


Fa handeha ho any amin’ny tany fiaviako sy amin’ny havako ianao, ka haka vady ho an’i Itsehàka zanako.


Nanambady anankiroa i Lamèka: ny voalohany dia natao hoe Hadà, ary ny faharoa nantsoina hoe Tsilà.


Efa tratrantitra sy ela niainana i Jôaidà vao maty; feno 130 taona izy tamin’ny nahafatesany.


Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.


Taorian’izany kosa no mby tao am-pon’i Jôasy ny hanamboatra ny tranon’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra