Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 24:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Feno fito taona i Jôasy fony tonga mpanjaka; ary naharitra efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Tsibià, avy any Beera-Sebà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Fito taona i Joasy raha nanomboka nanjaka ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Zibia, avy any Bery-Sheba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Feno fito taona i Jôasy fony tonga mpanjaka; ary naharitra efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Tsibià, avy any Beera-Sebà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Efa fito taona i Jôasy fony vao nanjaka, ary efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Sebià avy any Bersabea.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 FITO taona no niainan’i Joasy, fony izy vao nanjaka, ary efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Fito taona no niainan'i Joasy, fony izy vao nanjaka, efa efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Fito taona i Joasy raha nanomboka nanjaka ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Zibia, avy any Bery-Sheba.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 24:1
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nifoha vao maraina be i Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra feno rano; dia nomeny an’i Hagara izany sady napetrany teo an-tsorony, ary natolony azy koa ny zaza. Dia nalefan’i Abrahama izy mianaka ka nandeha nirenireny tao an-taniefitr’i Beera-Seba.


Tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Jehò tamin’i Israely no tonga ho mpanjakan’i Joda i Jôasy; vao fito taona izy tamin’izay, ary naharitra efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Tsibià avy any Beera-Seba.


i Jôrama zanakalahin’i Jôsafata, i Ahazià zanakalahin’i Jôrama, i Jôasy zanakalahin’i Ahazià,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra