Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 23:21 - DIEM PROTESTANTA

21 dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Nifaly ny vahoaka rehetra amin’ny tany ary nandry feizay ny tanàna. Fa i Atalia novonoina tamin’ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanàna, fa Atalia efa novonoiny tamin’ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin'ny sabatra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 23:21
6 Rohy Ifampitohizana  

dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra tao an-dapan’ny mpanjaka i Hatalià.


Feno 22 taona i Ahazià fony vao nanjaka, ary herintaona ihany no nanjakany tany Jerosalema. Hatalià no anaran-dreniny izay vavimatoan’i Hômrỳ mpanjakan’i Israely.


Mifaly amin’ny fahombiazan’ny olo-marina ny tanàna, ary velom-pihobiana amin’ny fahafatesan’ny olon-dratsy.


Mifalia amin’ny manjo an’i Babilôna ianao, ry lanitra, sy ianareo vahoakan’Andriamanitra mbamy ianareo apôstôly sy mpaminany, satria efa nitsara azy Andriamanitra ka nanome rariny anareo!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra