2Tantara 23:21 - Baiboly Katolika21 Nifaly ny vahoaka rehetra amin’ny tany ary nandry feizay ny tanàna. Fa i Atalia novonoina tamin’ny sabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanàna, fa Atalia efa novonoiny tamin’ny sabatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin'ny sabatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia. Jereo ny toko |