2Tantara 26:5 - DIEM PROTESTANTA5 I Hozià tamin’ny andro niainan’i Zakarià izay nampianatra azy hanaja an’Andriamanitra, dia nivavaka tokoa tamin’ny TOMPO Andriamanitra sady nomeny fanambinana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Nitady an’Andriamanitra izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nahafantatra ny fahatahorana an’Andriamanitra; ary tamin’ny andro nitadiavany NY TOMPO dia nambinin’Andriamanitra izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 I Hozià tamin’ny andro niainan’i Zakarià izay nampianatra azy hanaja an’Andriamanitra, dia nivavaka tokoa tamin’ny TOMPO Andriamanitra sady nomeny fanambinana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Nanaja an’Andriamanitra izy, tamin’ny andro niainan’i Zakaria, izay nampianatra azy ny fahatahorana an’Andriamanitra ary nambinin’Andriamanitra izy, tamin’ny andro nanajany an’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary nitady an’Andriamanitra izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nahafantatra ny fahitana an’Andriamanitra; ary tamin’ny andro nitadiavany an’i Jehovah dia nambinin’Andriamanitra izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary nitady an'Andriamanitra izy tamin'ny andron'i Zakaria, izay nahafantatra ny fahitana an'Andriamanitra; ary tamin'ny andro nitadiavany an'i Jehovah dia nambinin'Andriamanitra izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Nitady an’Andriamanitra izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nahafantatra ny fahatahorana an’Andriamanitra; ary tamin’ny andro nitadiavany NY TOMPO dia nambinin’Andriamanitra izy. Jereo ny toko |
sady niteny tamin’ny Jodeanina hoe: –Ndeha hohamafisintsika ireto tanàna ireto ka hasiantsika manda manodidina ary koa tilikambo sy vavahady mafy hidy, satria mbola eo ambany fitondrantsika ny tany. Ny TOMPO Andriamanitsika manko no efa notadiavintsika; eny, nitady Azy isika ka nomeny fiadanana amin’ny sisin-tany manodidina. Dia nohamafisin’ny Jodeanina ireo tanàna ireo ka tontosa tsara.
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Kirôsa mpanjakan’i Persia, dia nisy hafatra nambara tamin’i Daniela izay nantsoina koa hoe Beltesatsara. Izany hafatra izany dia azo antoka sady nilaza fa hisy fisedrana goavana. Nodinihin’i Daniela izany hafatra izany; ary tamin’ny alalan’ny fahitana no nahafantarany ny heviny.