Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 26:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hozià, tahaka izay rehetra nataon’i Amatsià rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Amazia rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hozià, tahaka izay rehetra nataon’i Amatsià rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh araka izay rehetra nataon’i Amasiasa rainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon’i Amazia rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Amazia rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Amazia rainy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 26:4
8 Rohy Ifampitohizana  

feno 16 taona izy fony vao nanjaka, ary naharitra 52 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jekôlià izay avy ao Jerosalema ihany.


Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay rehetra nataon’i Hozià rainy.


Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.


Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Amatsià, kanefa tsy dia tamin-kafanampo tanteraka.


Feno 16 taona i Hozià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 52 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jekôlià izay avy ao Jerosalema ihany.


I Hozià tamin’ny andro niainan’i Zakarià izay nampianatra azy hanaja an’Andriamanitra, dia nivavaka tokoa tamin’ny TOMPO Andriamanitra sady nomeny fanambinana.


Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay nataon’i Hozià rainy, kanefa tsy mba niditra tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO. Saingy mbola niharatsy toetra ihany ny vahoaka.


Ary nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hezekià, tahaka izay rehetra nataon’i Davida razambeny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra