tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata.
1Tantara 5:11 - DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Gada dia nonina tandrifin’ny Reobenita tao amin’ny faritany Basàna ka hatrany Salkà: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nonina tandrifiny, teny amin’ny tany Basana hatrany Saleka ny taranak’i Gada. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Gada dia nonina tandrifin’ny Reobenita tao amin’ny faritany Basàna ka hatrany Salkà: Baiboly Katolika Ny taranak’i Gada, dia nonina tandrifin’ireo, tao amin’ny tany Basàna hatrany Selkà, dia ireto: Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny taranak’i Gada nonina tandrifiny, teny amin’ny tany Basana hatrany Saleka; Malagasy Bible Ary ny taranak'i Gada nonina tandrifiny, teny amin'ny tany Basana hatrany Saleka; La Bible en Malgache Nonina tandrifiny, teny amin’ny tany Basana hatrany Saleka ny taranak’i Gada. |
tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata.
Ny taranak’i Gada, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tsefônita avy tamin’i Tsefôna; ny Hagita avy tamin’i Hagỳ; ny Sonita avy tamin’i Sonỳ;
Ny faritra nanjakan’i Hôga dia ireto avy: ny tendrombohitra Hermôna; i Salà, i Basàna manontolo tafapaka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy Mahekatita; ary farany ny antsasaky ny faritrany Gilehada tafapaka hatrany amin’ny sisin-tanin’i Sihôna, mpanjakan’i Hesbôna.
ao anatiny koa i Gilehada, ny faritanin’i Gesora sy i Mahekà, ny tendrombohitra Hermôna, ary i Basàna manontolo hatrany Salkà;