Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Nomery 26:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Ny taranak’i Gada, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tsefônita avy tamin’i Tsefôna; ny Hagita avy tamin’i Hagỳ; ny Sonita avy tamin’i Sonỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Zefona, ny fianakavian’ny Zefonita; avy tamin’i Hagy, ny fianakavian’ny Hagita; avy tamin’i Sony, ny fianakavian’ny Sonita;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ny taranak’i Gada, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tsefônita avy tamin’i Tsefôna; ny Hagita avy tamin’i Hagỳ; ny Sonita avy tamin’i Sonỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Zanak’i Gada, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sefônita avy tamin’i Sefôna, ny fokon’ny Agita avy tamin’i Agỳ, ny fokon’ny Sonita avy tamin’i Sonỳ,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ny taranak’i Gada, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Zefona ny fokon’ny Zefonita; avy tamin’i Hagy ny fokon’ny Hagita; avy tamin’i Sony ny fokon’ny Sonita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ny taranak'i Gada, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Zefona ny fokon'ny Zefonita; avy tamin'i Hagy ny fokon'ny Hagita; avy tamin'i Sony ny fokon'ny Sonita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Zefona, ny fianakavian’ny Zefonita; avy tamin’i Hagy, ny fianakavian’ny Hagita; avy tamin’i Sony, ny fianakavian’ny Sonita;

Jereo ny toko dika mitovy

Nomery 26:15
6 Rohy Ifampitohizana  

I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ.

Ny taranak’i Gada dia nonina tandrifin’ny Reobenita tao amin’ny faritany Basàna ka hatrany Salkà:

Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

ny Oznita avy tamin’i Oznỳ; ny Herîta avy tamin’i Herỳ;

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra