Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ireo no fianakavian’ny Simeonita, roanjato sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ireo no fokon’ny Simeônita, 22.200 izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ireo no fokon’ny Simeonita, dia roan-jato amby roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ireo no fokon'ny Simeonita, dia roanjato amby roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ireo no fianakavian’ny Simeonita, roanjato sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:14
6 Rohy Ifampitohizana  

Ilay Israelita, izay novonoina ho faty niaraka tamin’ilay vehivavy midianîta, dia i Zimrỳ zanakalahin’i Salò sady filoham-pianakaviana simehônita.


ny Tsôharita avy tamin’i Tsôhara; ny Saolita avy tamin’i Saoly.


Ny taranak’i Gada, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tsefônita avy tamin’i Tsefôna; ny Hagita avy tamin’i Hagỳ; ny Sonita avy tamin’i Sonỳ;


Avy tamin’ny fokon’i Simehôna: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Levỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Jisakara: 12 000.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra