mbamin’ny tanàna kely rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Bahalato. Ireo no toeram-ponenan’ny taranak’i Simehôna ary samy nanana ny tantaram-pirazanana manokana izy.
1Tantara 4:34 - DIEM PROTESTANTA Ireto voatonona anarana ireto no filoha teo amin’ny tarika nisy azy avy: i Mesôbaba sy i Jamelèka, i Jôsa zanakalahin’i Amatsià, i Jôela, i Jehò ilay zanakalahin’i Jôsibeià sy zafin’i Seraià ary zafiafin’i Hasièla, i Eliôhenay sy i Jahakôbà, i Jesôhaià, i Hasaià sy i Hadiela mbamin’i Jesimiela sy i Benaià ary i Zizà ilay zanakalahin’i Sifehỳ sy zafin’i Alôna sy zafiafin’i Jedaià sy zafin-dohalik’i Simrỳ ary zafin-kitrokelin’i Semahià. Samy nihamaro fatratra ny fianakaviany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Mesobaba, i Jamleka, i Josa, zanak’i Amazia, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto voatonona anarana ireto no filoha teo amin’ny tarika nisy azy avy: i Mesôbaba sy i Jamelèka, i Jôsa zanakalahin’i Amatsià, i Jôela, i Jehò ilay zanakalahin’i Jôsibeià sy zafin’i Seraià ary zafiafin’i Hasièla, i Eliôhenay sy i Jahakôbà, i Jesôhaià, i Hasaià sy i Hadiela mbamin’i Jesimiela sy i Benaià ary i Zizà ilay zanakalahin’i Sifehỳ sy zafin’i Alôna sy zafiafin’i Jedaià sy zafin-dohalik’i Simrỳ ary zafin-kitrokelin’i Semahià. Samy nihamaro fatratra ny fianakaviany, Baiboly Katolika I Môsôbaba, i Jemleka, i Jôsà, zanaka lahin’i Amasiasa, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak’i Amazia, Malagasy Bible Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak'i Amazia, La Bible en Malgache I Mesobaba, i Jamleka, i Josa, zanak’i Amazia, |
mbamin’ny tanàna kely rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Bahalato. Ireo no toeram-ponenan’ny taranak’i Simehôna ary samy nanana ny tantaram-pirazanana manokana izy.
Tamin’ny andron’i Hezekià mpanjakan’i Joda no tonga tao ireo filohan-tarika voasoratra anarana ireo ka namely ny tranolay sy ny toby fiarovana hitany tao ary nandringana ny taranak’i Hama; dia nonina tao nisolo toerana azy mandraka androany, satria nisy ahitra ho an’ny andian’ondriny tao.