1Tantara 16:1 - DIEM PROTESTANTA
Dia nentina ny Vatamasina ka napetraka tao afovoan’ny tranolay izay efa namboarin’i Davida ho azy. Avy eo dia nisy sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana natolotra teo anatrehan’Andriamanitra.
Jereo ny toko
Nampiditra ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan’ny tranolay izay naorin’i Davida ho azy; avy eo dia nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana teo anatrehan’Andriamanitra izy.

Nony efa voampiditra ny fiaran’Andriamanitra sy efa napetraka tao afovoan’ny lay naorin’i Davida ho azy, dia nanatitra sorona dorana sy sorom-pihavanana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.
Jereo ny toko
Ary nampiditra ny fiaran’Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan’ny lay izay naorin’i Davida ho azy; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan’Andriamanitra izy.
Jereo ny toko
Ary nampiditra ny Fiaran'Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan'ny lay izay naorin'i Davida ho azy; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan'Andriamanitra izy.