1Tantara 10:2 - DIEM PROTESTANTA
Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina, ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa izay samy zanakalahin’i Saoly.
Jereo ny toko
Nanenjika fatratra an’i Saoly sy ny zanany ny Filistina ka matin’ny Filistina i Jonatana sy i Abinadaba ary i Malky-Soa, zanakalahin’i Saoly.
Jereo ny toko
Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina, ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa izay samy zanakalahin’i Saoly.
Jereo ny toko
Nifikitra nanenjika an’i Saola sy ireo zanany ny Filistinina ka matin’ny Filistinina i Jonatàna sy i Abinadaba ary i Melkisoà, zanak’i Saola.
Jereo ny toko
Ary ny Filistina nanenjika fatratra an’i Saoly sy ny zanany, ka matin’ny Filistina Jonatana sy Abinadaba sy Malkisoa, zanakalahin’i Saoly.
Jereo ny toko
Ary ny Filistina nanenjika fatratra an'i Saoly sy ny zanany, ka matin'ny Filistina Jonatana sy Abinadaba sy Malkisoa, zanakalahin'i Saoly.
Jereo ny toko
Nanenjika fatratra an’i Saoly sy ny zanany ny Filistina ka matin’ny Filistina i Jonatana sy i Abinadaba ary i Malky-Soa, zanakalahin’i Saoly.
Jereo ny toko