Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:39 - DIEM PROTESTANTA

39 I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 I Nera no niteraka an’i Kisy; i Kisy no niteraka an’i Saoly; i Saoly no niteraka an’i Jonatana, i Malky-Soa, i Abinadaba ary i Esbala.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

39 I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkisa, i Abinadaba, ary i Esbaala.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Ary Nera niteraka an’i Kisy; ary Kisy niteraka an’i Saoly; ary Saoly niteraka an’i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Ary Nera niteraka an'i Kisy; ary Kisy niteraka an'i Saoly; ary Saoly niteraka an'i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 I Nera no niteraka an’i Kisy; i Kisy no niteraka an’i Saoly; i Saoly no niteraka an’i Jonatana, i Malky-Soa, i Abinadaba ary i Esbala.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:39
8 Rohy Ifampitohizana  

Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina, ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa izay samy zanakalahin’i Saoly.


I Miklôta no ray niteraka an’i Simamy: izy mianaka ireto dia niara-nonina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema ka nifanandrify fonenana taminy.


Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Meribahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.


Koa tamin’ny andro nipoahan’ny ady dia tanam-polo no nentin’ny miaramila israelita; i Saoly sy i Jônatàna zanany ihany no mba nanana sabatra sy lefona.


Indray andro, dia hoy i Jônatàna zanakalahin’i Saoly tamin’ny zatovolahy mpitondra ny fitaovam-piadiany: –Andeha hotafihintsika ny tobin’ny miaramila Filistinina erỳ ampita erỳ. Nefa tsy nampandre an-drainy i Jônatàna.


Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa, izay samy zanakalahin’i Saoly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra