Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:38 - DIEM PROTESTANTA

38 I Miklôta no ray niteraka an’i Simamy: izy mianaka ireto dia niara-nonina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema ka nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 I Miklota no niteraka an’i Simeama. Ireo koa dia niara-nonina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 I Miklôta no ray niteraka an’i Simamy: izy mianaka ireto dia niara-nonina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema ka nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

38 I Make lôta niteraka an’i Samaana. Nitoetra teo anilan’ny rahalahiny koa izy ireo tao Jerosalema niaraka tamin’ny rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Ary Miklota niteraka an’i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Ary Miklota niteraka an'i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 I Miklota no niteraka an’i Simeama. Ireo koa dia niara-nonina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:38
3 Rohy Ifampitohizana  

I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.


sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zakarià ary i Miklôta.


I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra