Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Meribahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meribaala; i Meribaala no niteraka an’i Mika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Meribahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Zanaka lahin’i Jonatàna: i Meribaala niteraka an’i Mikà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ary ny zanakalahin’i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an’i Mika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Meribala, ary Meribala niteraka an'i Mika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meribaala; i Meribaala no niteraka an’i Mika.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:40
4 Rohy Ifampitohizana  

I Jônatàna zanakalahin’i Saoly koa dia nanan-janakalahy izay nalemy ny tongony roa. Dimy taona izy raha tonga tany Jizrehela ny vaovao momba ny nahafatesan’i Saoly sy i Jônatàna. Nentin’ny mpitaiza azy nitsoaka izy; kanjo noho ny fahamaikana dia nianjera teny am-pandosirana ilay zaza, ka tonga nalemy ny tongony. Mefibôseta no anarany.


I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkîsa ary i Abinadaba sy i Esbahala.


Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Melèka ary i Taharea sy i Ahaza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra