ny amin’ny terak’i Josefa: ny amin’i Efraima: Elisamà zanak’i Amioda; ny amin’i Manase: Gamaliela zanak’i Fadasora:
Nomery 7:54 - Baiboly Katolika Tamin’ny andro fahavalo, an’i Gamaliela, zanak’i Fadasora, filohan’ny zanak’i Manase; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny andro fahavalo dia ny lohan’ny taranak’i Manase, i Gamaliela, zanak’i Pedazora, no nanatitra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak’i Pedazora, lohan’ny taranak’i Manase, no nanatitra. Malagasy Bible Ary tamin'ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak'i Pedazora, lohan'ny taranak'i Manase, no nanatitra. La Bible en Malgache Tamin’ny andro fahavalo dia ny lohan’ny taranak’i Manase, i Gamaliela, zanak’i Pedazora, no nanatitra. |
ny amin’ny terak’i Josefa: ny amin’i Efraima: Elisamà zanak’i Amioda; ny amin’i Manase: Gamaliela zanak’i Fadasora:
Ny fokon’i Manase no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela zanak’i Fadasora,
ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Elisamà zanak’i Amioda.
izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina; samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra;