Nomery 2:20 - Baiboly Katolika20 Ny fokon’i Manase no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela zanak’i Fadasora, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ny fokon’i Manase no ho eo anilany. Ny lohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary ny firenen’i Manase ho eo anilany; ary ny lohan’ny taranak’i Manase dia Gamaliela, zanak’i Pedazora; Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary ny firenen'i Manase ho eo anilany; ary ny lohan'ny taranak'i Manase dia Gamaliela, zanak'i Pedazora; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ny fokon’i Manase no ho eo anilany. Ny lohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora. Jereo ny toko |