Natopin’i Josefa ny masony ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, zanaky ny reniny, izy; hoy izy: «Io va no zandrinareo faralahy ilay noresahinareo tamiko?» Ary hoy izy: «Hambinin’Andriamanitra anie ianao, anaka.»
Nomery 6:25 - Baiboly Katolika Hampamirapiratra ny tavany aminao sy hamindra fo aminao anie i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 hampamirapiratra ny tavany aminao anie NY TOMPO ka hamindra fo aminao; DIEM PROTESTANTA Hijery anareo amin-kamorampo anie ny TOMPO ka hiantra anareo! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hijery anareo amin-kamorampo anie ny TOMPO ka hiantra anareo! Baiboly Protestanta Malagasy Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao; Malagasy Bible Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao; La Bible en Malgache hampamirapiratra ny tavany aminao anie NY TOMPO ka hamindra fo aminao; |
Natopin’i Josefa ny masony ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, zanaky ny reniny, izy; hoy izy: «Io va no zandrinareo faralahy ilay noresahinareo tamiko?» Ary hoy izy: «Hambinin’Andriamanitra anie ianao, anaka.»
Maro no milaza hoe: Iza no hampahita antsika ny fahasambarana? Ataovy miposaka aminay ny fahazavan’ny Tavanao, ry Iaveh!
Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Salamo. Fihirana.
Efa nataonao ho fifandiran’ireo mifanila toerana aminay izahay; ka efa ihomehezan’ny fahavalonay izahay.
Mitodiha atỳ amiko, ka amindrao fo aho; omeo ny herinao ny mpanomponao; ary vonjeo ny zanaky ny ankizivavinao.
«Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaram-poko rehetra; ary hotononiko eo anatrehanao ny Anaran’i Iaveh; fa mankasitraka izay ankasitrahiko aho ary mamindra fo amin’izay amindrako fo.»
Ary ankehitriny mifonà amin’Andriamanitra hamindra fo aminareo! Ny tananareo no nahatongavan’izany; moa ho voataonanareo hitsimbina va izy? hoy i Iavehn’ny tafika.
satria ny Lalàna moa nomena tamin’ny alalan’i Môizy, fa ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia avy amin’ny alalan’i Jesoa Kristy.
mamangy anareo rehetra malalan’Andriamanitra any Rôma, izay olo-masina voaantsony: ho ao aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika, sy i Jesoa Kristy Tompo.