Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:7 - Baiboly Katolika

Ireo no fokon’ny Robenita, 43.730 izy no voaisa.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ireo no fianakavian’ny Robenita; izay voaisa taminy dia telopolo sy fitonjato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ireo no tarika robenita; ary 43 730 no isan’ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ireo no tarika robenita; ary 43 730 no isan’ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ireo no fokon’ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ireo no fokon'ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ireo no fianakavian’ny Robenita; izay voaisa taminy dia telopolo sy fitonjato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko



Nomery 26:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Robena, lahimatoan’i Jakôba. Zanak-dRobena: i Henoka, i Falo, i Hersona ary i Karmì.


dia nisy 46.500 no voasoratra ho isan’ny fokon-dRobena.


Ary 46.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.


Taorian’izany loza izany, dia niteny tamin’i Môizy sy i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona i Iaveh nanao hoe:


Ny zanak’i Farezy dia izao: ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Hamolita avy tamin’i Hamola.


ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Karmita avy tamin’i Karmì.


Zanak’i Falò, dia i Eliaba.