Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ireo no tarika robenita; ary 43 730 no isan’ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ireo no fianakavian’ny Robenita; izay voaisa taminy dia telopolo sy fitonjato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ireo no tarika robenita; ary 43 730 no isan’ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ireo no fokon’ny Robenita, 43.730 izy no voaisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ireo no fokon’ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ireo no fokon'ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ireo no fianakavian’ny Robenita; izay voaisa taminy dia telopolo sy fitonjato sy telo arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:7
7 Rohy Ifampitohizana  

ary ireo zanany lahy, dia i Hanôka, i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.


dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy ary tamin’i Elehazara mpisorona sady zanakalahin’i Aharôna:


ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna; ny Karmita avy tamin’i Karmỳ.


Ny zanakalahin’i Palò anankiray dia i Eliaba,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra