Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:6 - Baiboly Katolika

6 ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Karmita avy tamin’i Karmì.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 avy tamin’i Hezrona, ny fianakavian’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy, ny fianakavian’ny Karmita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna; ny Karmita avy tamin’i Karmỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna; ny Karmita avy tamin’i Karmỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 avy tamin’i Hezrona ny fokon’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy ny fokon’ny Karmita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Karmy ny fokon'ny Karmita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 avy tamin’i Hezrona, ny fianakavian’ny Hezronita; avy tamin’i Karmy, ny fianakavian’ny Karmita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:6
5 Rohy Ifampitohizana  

Fotoana hamonoana, ary fotoana hanasitranana; fotoana hanjerana, ary fotoana hananganana.


Fa ny zanakareo, izay nolazainareo hoe ho lasan-ko babo, no hampidiriko any; dia izy ireo no hahalala ny tany izay nataonareo tsinontsinona.


Ny zanak’i Farezy dia izao: ny fokon’ny Hesrônita avy tamin’i Hesrôna, ny fokon’ny Hamolita avy tamin’i Hamola.


I Robena lahimatoan’i Israely, zana-dRobena: ny fokon’ny Henôkita avy tamin’i Henoka, ny fokon’ny Faloita avy tamin’i Falò,


Ireo no fokon’ny Robenita, 43.730 izy no voaisa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra