Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.
Nomery 26:19 - Baiboly Katolika Zanak’i Jodà: i Era sy i Onàna, fa maty tany Kanaana i Era sy i Onàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanak’i Joda dia i Era sy i Onana; kanefa i Era sy i Onana dia maty tany amin’ny tany Kanana. DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Joda, araka ny tarika tao aminy, dia: ny Selanita avy tamin’i Sela; ny Peritsita avy tamin’i Peretsa; ny Zerahita avy tamin’i Zerà. Ny taranak’i Peretsa dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna ary ny Hamôlita avy tamin’i Hamòla. Ny zanak’i Joda roa lahy, i Hera sy i Ônana, anefa dia maty tany Kanahana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Joda, araka ny tarika tao aminy, dia: ny Selanita avy tamin’i Sela; ny Peritsita avy tamin’i Peretsa; ny Zerahita avy tamin’i Zerà. Ny taranak’i Peretsa dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna ary ny Hamôlita avy tamin’i Hamòla. Ny zanak’i Joda roa lahy, i Hera sy i Ônana, anefa dia maty tany Kanahana. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanak’i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin’ny tany Kanana ihany. Malagasy Bible Ny zanak'i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin'ny tany Kanana ihany. La Bible en Malgache Ny zanak’i Joda dia i Era sy i Onana; kanefa i Era sy i Onana dia maty tany amin’ny tany Kanana. |
Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.
Ny terak’i Jodà, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,