Nomery 26:20 - Baiboly Katolika20 Izao no zanak’i Jodà, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Selaita avy tamin’i Selà, ny fokon’ny Farezita avy tamin’i Farezy, ny fokon’ny Zareita avy tamin’i Zare. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sela, ny fianakavian’ny Selita; avy tamin’i Fareza, ny fianakavian’ny Farezita; avy tamin’i Zera, ny fianakavian’ny Zerita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary ny taranak’i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Sela ny fokon’ny Selita; avy tamin’i Fareza ny fokon’ny Farezita; avy tamin’i Zera ny fokon’ny Zerita. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary ny taranak'i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Sela ny fokon'ny Selita; avy tamin'i Fareza ny fokon'ny Farezita; avy tamin'i Zera ny fokon'ny Zerita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Ary ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sela, ny fianakavian’ny Selita; avy tamin’i Fareza, ny fianakavian’ny Farezita; avy tamin’i Zera, ny fianakavian’ny Zerita. Jereo ny toko |