Nomery 2:27 - Baiboly Katolika Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny lohan’ny taranak’i Asera dia i Pagiela, zanak’i Okrana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’i Asera; ary ny lohan’ny taranak’i Asera dia Pagiela, zanak’i Okrana; Malagasy Bible Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'i Asera; ary ny lohan'ny taranak'i Asera dia Pagiela, zanak'i Okrana; La Bible en Malgache Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny lohan’ny taranak’i Asera dia i Pagiela, zanak’i Okrana. |
ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Fegiela zanak’i Okrana.