Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:72 - Baiboly Katolika

72 Tamin’ny andro faha-11, an’i Fegiela zanak’i Okrana, filohan’ny zanak’i Asera;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

72 Tamin’ny andro fahiraika amby folo indray dia ny lohan’ny taranak’i Asera, i Pagiela, zanak’i Okrana, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

72 Ary tamin’ny andro fahiraika ambin’ny folo dia Pagiela, zanak’i Okrana, lohan’ny taranak’i Asera, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

72 Ary tamin'ny andro fahiraika ambin'ny folo dia Pagiela, zanak'i Okrana, lohan'ny taranak'i Asera. no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

72 Tamin’ny andro fahiraika amby folo indray dia ny lohan’ny taranak’i Asera, i Pagiela, zanak’i Okrana, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:72
4 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Asera: Fegiela zanak’i Okràna;


Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana,


ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Ahiesera, zanak’i Amisadaìa.


izao no nateriny: lovia volafotsy iray, lanjana 130 sikla, kapoaka volafotsy iray, 70 sikla, araka ny sikla masina; samy feno lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo izy roa ireo, ho fanatitra;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra