Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 2:28 - Baiboly Katolika

28 ary 41.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ny miaramilany izay voaisa dia dimanjato sy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ny miaramilany izay voaisa dia dimanjato sy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 2:28
4 Rohy Ifampitohizana  

dia nisy 41.500 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Asera.


Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana,


Manaraka izany dia ny fokon’i Neftalì. Ny filohan’ny taranak’i Neftalì dia i Ahira zanak’i Enàna,


Ireo no fokon’ny zanak’i Asera araka ny voaisa amin’izy ireo: 53.400.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra