Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 2:29 - Baiboly Katolika

29 Manaraka izany dia ny fokon’i Neftalì. Ny filohan’ny taranak’i Neftalì dia i Ahira zanak’i Enàna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Manaraka izany ny fokon’i Naftaly. Ny lohan’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Dia vao ny firenen’i Naftaly; ary ny lohan’ny taranak’i Naftaly dia Ahira, zanak’i Enana;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Dia vao ny firenen'i Naftaly; ary ny lohan'ny taranak'i Naftaly dia Ahira, zanak'i Enana;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Manaraka izany ny fokon’i Naftaly. Ny lohan’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 2:29
9 Rohy Ifampitohizana  

ka hoy i Rasela: «Nifaninana tamin’ny rahavaviko teo amin’Andriamanitra aho ary nahery.» Dia nataony hoe: Neftalì ny anarany.


ny amin’i Neftalì: Ahira zanak’i Enàna.


ary ny antokon’ny zanak’i Neftalì dia nofehezin’i Ahirà, zanak’i Enàna.


ary 41.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.


ary 53.400 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.


Tamin’ny andro faha-12, an’i Ahirà, zanak’i Enàna, filohan’ny zanak’i Neftalì;


ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Ahirà zanak’i Enàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra