Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:77 - Baiboly Katolika

77 ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Fegiela zanak’i Okrana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

77 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Pagiela, zanak’i Okrana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

77 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Pagiela, zanak’i Okrana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

77 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Pagiela, zanak'i Okrana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

77 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Pagiela, zanak’i Okrana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:77
4 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Asera: Fegiela zanak’i Okràna;


Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana,


osy lahy iray, ho sorona noho ny ota;


Tamin’ny andro faha-12, an’i Ahirà, zanak’i Enàna, filohan’ny zanak’i Neftalì;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra