Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:78 - Baiboly Katolika

78 Tamin’ny andro faha-12, an’i Ahirà, zanak’i Enàna, filohan’ny zanak’i Neftalì;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

78 Tamin’ny andro faharoa amby folo, dia ny lohan’ny taranak’i Naftaly, i Ahira, zanak’i Enana, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

78 Ary tamin’ny andro faharoa ambin’ny folo dia Ahira, zanak’i Enana, lohan’ny taranak’i Naftaly, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

78 Ary tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo dia Ahira, zanak'i Enana, lohan'ny taranak'i Naftaly, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

78 Tamin’ny andro faharoa amby folo, dia ny lohan’ny taranak’i Naftaly, i Ahira, zanak’i Enana, no nanatitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:78
3 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Neftalì: Ahira zanak’i Enàna.


Manaraka izany dia ny fokon’i Neftalì. Ny filohan’ny taranak’i Neftalì dia i Ahira zanak’i Enàna,


ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Fegiela zanak’i Okrana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra