Nomery 16:28 - Baiboly Katolika
Hoy i Môizy: «Izao no hahafantaranareo fa i Iaveh no naniraka ahy mba hanao ireny zavatra rehetra ireny, fa tsy avy amiko izany.
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa NY TOMPO no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany:
Jereo ny toko
Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no hahafantaranareo fa ny TOMPO no naniraka ahy hanatanteraka ireny asa ireny fa tsy saim-pantatro no nanaovako izany.
Jereo ny toko
Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no hahafantaranareo fa ny TOMPO no naniraka ahy hanatanteraka ireny asa ireny fa tsy saim-pantatro no nanaovako izany.
Jereo ny toko
Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany:
Jereo ny toko
Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin'ny saiko izany:
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa NY TOMPO no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany:
Jereo ny toko