ka nanao hoe: «Nomen’Andriamanitra anjara soa aho; amin’izao, dia hitoetra amiko ny vadiko, fa niteraka enina mirahalahy ho azy aho.» Dia nataony hoe Zabolôna ny anarany.
Nomery 1:30 - Baiboly Katolika Ny terak’i Zabolôna, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taranak’i Zebolona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika, Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny taranak’i Zebolona araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,– Malagasy Bible Ary tamin'ny taranak'i Zebolona araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika, La Bible en Malgache Tamin’ny taranak’i Zebolona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika, |
ka nanao hoe: «Nomen’Andriamanitra anjara soa aho; amin’izao, dia hitoetra amiko ny vadiko, fa niteraka enina mirahalahy ho azy aho.» Dia nataony hoe Zabolôna ny anarany.
I Zabolôna monina amoron-dranomasina, Dia eo amoron’ny fitodian-tsambo, Mifanolotra amin’i Sidona ny sisin-taniny.