dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
Nehemia 10:3 - Baiboly Katolika i Sedekiasa, i Saraiasa, i Azariasa, i Jeremia, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Seraia, i Azaria, i Jeremia, DIEM PROTESTANTA i Seraià sy i Hazarià ary i Jeremià, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Seraià sy i Hazarià ary i Jeremià, Baiboly Protestanta Malagasy ary Seraia, Azaria, Jeremia, Malagasy Bible ary Seraia, Azaria, Jeremia, La Bible en Malgache i Seraia, i Azaria, i Jeremia, |
dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;
i Adaiasa zanak’i Jerôhama zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa; i Maasaì zanak’i Adiela zanak’i Jezrà zanak’i Mosolama zanak’i Mosolamita zanak’i Emera;
i Jashina, i Saraiasa zanak’i Helkiasa zanak’i Mosolama zanak’i Sadôka zanak’i Meraiota zanak’i Akitoba, andriandahy amin’ny tranon’Andriamanitra,
mbamin’ny rahalahin’ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: 822; i Adaiasa zanak’i Jerohama zanak’i Feleliasa zanak’i Amsỳ, zanak’i Zakaria zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa,
Izao no mpisorona sy Levita niara-niverina tamin’i Zôrôbabela zanak’i Salatiela, sy i Josoe: I Saraiasa, i Jeremia, i Esdrasa,
ny sasany amin’ny taranaky ny mpisorona, nitondra trômpetra: i Zakaria zanak’i Jonatàna zanak’i Semeiàsa zanak’i Mataniasa zanak’i Mikea zanak’i Zekora zanak’i Asafa,
Ny laniny sasany amin’ny manda sy ny tilikambon’ny fatana fandoroana kosa, namboarin’i Melkiasa zanak’i Herema sy i Hasoba zanak’i Fahata-Moaba.
Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana i Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao ankavanany, i Matatiasa, i Semeiàsa, i Aniasa, i Oria, i Helkiasa, i Maasiasa; teo ankaviany, i Fadaiasa, i Mesaela, i Melkiasa, i Hasoma, i Hasbadanà, i Zakaria, i Mosolama.