Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nehemia 10:3 - Baiboly Protestanta Malagasy

3 ary Seraia, Azaria, Jeremia,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 i Seraia, i Azaria, i Jeremia,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 i Seraià sy i Hazarià ary i Jeremià,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 i Seraià sy i Hazarià ary i Jeremià,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 i Sedekiasa, i Saraiasa, i Azariasa, i Jeremia,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 ary Seraia, Azaria, Jeremia,

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 10:3
13 Rohy Ifampitohizana  

Nomeny azy Hebrona tao amin’ny tanin’ny Joda sy ny tany manodidina azy.


ary Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, ary Masay, zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita, zanak’Imera.


Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak’i Hakalia, sy Zedekia,


Pasora, Amaria, Malkia,


Ary Seraia, zanak’i Hilkia, zanak’i Mesolama, zanak’i Zadoka, zanak’i Meraiota, zanak’i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon’Andriamanitra.


Ary ny rahalahin’ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia,


ARY ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin’i Zerobabela, zanak’i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra,


ny avy tamin’i Ezra dia Mesolama; ny avy tamin’i Amaria dia Johanana;


Amaria, Maloka, Hatosy,


dia Azaria sy Ezra sy Mesolama


sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia,


Ny sasany koa mbamin’ny tilikambo misy ny fatana fandoroana dia namboarin’i Malkia, zanak’i Harima, sy Hasoba, zanak’i Pahata-moaba.


Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin’ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra