Mpitsara 6:10 - Baiboly Katolika
Hoy Aho taminareo: Izaho no Iaveh Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amôreana, izay onenanareo ny taniny. Kanjo tsy nihaino ny feoko ianareo.»
Jereo ny toko
Hoy Aho taminareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita izay tompon’ny tany onenanareo. Nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.
Jereo ny toko
Ary nambarako taminareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Ka tsy tokony hatahoranareo ny andriamanitry ny Amôrita eo amin’ny tany izay onenanareo nefa tsy nihaino Ahy ianareo.»

ary hoy Izaho taminareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita, izay tompon’ny tany onenanareo; nefa tsy nihaino ny feoko hianareo.
Jereo ny toko
ary hoy Izaho taminareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita, izay tompon'ny tany onenanareo; nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.
Jereo ny toko
Hoy Aho taminareo: Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita izay tompon’ny tany onenanareo. Nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.
Jereo ny toko