Mpitsara 20:13 - Baiboly Katolika
Koa ankehitriny, atolory anay ireo olona ratsy fanahy ao Gabaà ireo, hamonoanay azy sy hanesoranay ny ratsy eo afovoan’i Israely.» Tsy nety nihaino ny feon’ny zanak’i Israely rahalahiny anefa ny Benjaminita.
Jereo ny toko
Ankehitriny, atolory anay ireo olona tena ratsy fanahy avy any Gibea ireo mba hovonoinay ho faty ka hesorinay tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy. Nefa ny taranak’i Benjamina tsy nety nihaino ny feon’ny Zanak’Israely rahalahiny.
Jereo ny toko
Atolory anay ny olo-meloka, dia ireo faikan’olona ao Gibehà, mba hovonoinay ho faty ka hataonay tsy hisy eto amin’ny tanin’Israely intsony ny ratsy. Kinanjo ny Benjaminita tsy nety nihaino ny feon’ireo Israelita mpiray firenena aminy.

Koa ankehitriny atolory anay ireo olona tena ratsy fanahy avy any Gibea ireo, mba hataonay maty izy, ka hesorinay tsy ho eo amin’ny Isiraely ny ratsy. Fa ny taranak’i Benjamina tsy nety nihaino ny feon’ny Zanak’Isiraely rahalahiny.
Jereo ny toko
Koa ankehitriny atolory anay ireo olona tena ratsy fanahy avy any Gibea ireo, mba hataonay maty izy, ka hesorinay tsy ho eo amin'ny Isiraely ny ratsy. Fa ny taranak'i Benjamina tsy nety nihaino ny feon'ny Zanak'Isiraely rahalahiny.