Mpitsara 11:39 - Baiboly Katolika
Nony tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin-drainy izy, ka notanterahiny taminy ny voady efa nataony, ary mbola tsy nahalala lahy izy. Izany no niavian’izao fanao amin’i Israely izao: isan-taona ny zazavavy Israelita dia mandeha mankalaza ny zanaka vavin’i Jefte, ilay Galaadita, mandritra ny hefarana isan-taona.
Jereo ny toko
Rehefa tapitra ny roa volana dia niverina tany amin’ny rainy izy ka nataony taminy araka ny voadiny izay nataony. Tsy mbola nahalala lahy na oviana na oviana izy. Hatramin’izay dia tonga fanao teo amin’ny Israely
Jereo ny toko
Nony afaka roa volana, dia niverina tany amin’ny rainy izy; ka notanterahin-drainy taminy tokoa izay voady efa nataony. Dia maty mbola virijiny razazavavy. Ary hatramin’izay dia nanjary fanao teo amin’ny Israelita izao fomba izao:

Ary rehefa tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin’ny rainy izy; ary nataony taminy araka ny voadiny izay nataony; ary tsy mbola nahalala lahy izy. Ary tonga fanao tamin’ny Isiraely
Jereo ny toko
Ary rehefa tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin'ny rainy izy; ary nataony taminy araka ny voadiny izay nataony; ary tsy mbola nahalala lahy izy. Ary tonga fanao tamin'ny Isiraely