Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:38 - Baiboly Katolika

38 Hoy ny navaliny azy: «Ndeha àry». Dia navelany handeha roa volana izy. Ka nandeha niaraka tamin’ny namany, nitomany ny fahavirijiniany tany amin’ny tendrombohitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Hoy kosa ny rainy: Mandehana ary! Dia namela azy handeha roa volana izy. Dia nandeha Razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ny havoana noho izy tsy mbola nanambady akory.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

38 Dia nomen’i Jiftà lalana handeha mandritra ny roa volana izy. Koa nandeha izy sy ireo namany ka nitomany teny an-tendrombohitra noho ny tenany tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Dia nomen’i Jiftà lalana handeha mandritra ny roa volana izy. Koa nandeha izy sy ireo namany ka nitomany teny an-tendrombohitra noho ny tenany tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin'ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 Hoy kosa ny rainy: Mandehana ary! Dia namela azy handeha roa volana izy. Dia nandeha Razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ny havoana noho izy tsy mbola nanambady akory.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:38
3 Rohy Ifampitohizana  

Eh, ianao izay mitoetra eny amin’ny zaridaina, manongilana sofina hihaino ny feonao ny namana, mba ampandreneso izany aho!


Ary hoy izy tamin-drainy: «Ity no mba soa ataovy amiko: Avelao malalaka aho, mandritra ny roa volana: dia handeha hidina ho any an-tendrombohitra, ary hitomany ny fahavirijiniako miaraka amin’ireo namako».


Nony tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin-drainy izy, ka notanterahiny taminy ny voady efa nataony, ary mbola tsy nahalala lahy izy. Izany no niavian’izao fanao amin’i Israely izao: isan-taona ny zazavavy Israelita dia mandeha mankalaza ny zanaka vavin’i Jefte, ilay Galaadita, mandritra ny hefarana isan-taona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra