Mpitsara 11:38 - DIEM PROTESTANTA38 Dia nomen’i Jiftà lalana handeha mandritra ny roa volana izy. Koa nandeha izy sy ireo namany ka nitomany teny an-tendrombohitra noho ny tenany tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Hoy kosa ny rainy: Mandehana ary! Dia namela azy handeha roa volana izy. Dia nandeha Razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ny havoana noho izy tsy mbola nanambady akory. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Dia nomen’i Jiftà lalana handeha mandritra ny roa volana izy. Koa nandeha izy sy ireo namany ka nitomany teny an-tendrombohitra noho ny tenany tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory. Jereo ny tokoBaiboly Katolika38 Hoy ny navaliny azy: «Ndeha àry». Dia navelany handeha roa volana izy. Ka nandeha niaraka tamin’ny namany, nitomany ny fahavirijiniany tany amin’ny tendrombohitra izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin'ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Hoy kosa ny rainy: Mandehana ary! Dia namela azy handeha roa volana izy. Dia nandeha Razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin’ny havoana noho izy tsy mbola nanambady akory. Jereo ny toko |