Matio 26:61 - Baiboly Katolika
ka nanao hoe: «Ilay io nilaza hoe: Mahay mandrava ny Tempolin’Andriamanitra Aho, ary mahay manangana azy amin’ny hateloana indray.»
Jereo ny toko
Ilehity dia nilaza hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy ao anatin’ny hateloana.
Jereo ny toko
ka nanao hoe: –Izao no voalazan’ilay io; azoko ravana ity tempolin’Andriamanitra ity ary haoriko indray ao anatin’ny telo andro.
Jereo ny toko
ka nanao hoe: –Izao no voalazan’ilay io; azoko ravana ity tempolin’Andriamanitra ity ary haoriko indray ao anatin’ny telo andro.
Jereo ny toko
Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy amin’ny hateloana.
Jereo ny toko
Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin'Andriamanitra Aho sy manangana azy amin'ny hateloana.
Jereo ny toko
Ilehity dia nilaza hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy ao anatin’ny hateloana.
Jereo ny toko