Matio 26:61 - DIEM PROTESTANTA61 ka nanao hoe: –Izao no voalazan’ilay io; azoko ravana ity tempolin’Andriamanitra ity ary haoriko indray ao anatin’ny telo andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201161 Ilehity dia nilaza hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy ao anatin’ny hateloana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara61 ka nanao hoe: –Izao no voalazan’ilay io; azoko ravana ity tempolin’Andriamanitra ity ary haoriko indray ao anatin’ny telo andro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika61 ka nanao hoe: «Ilay io nilaza hoe: Mahay mandrava ny Tempolin’Andriamanitra Aho, ary mahay manangana azy amin’ny hateloana indray.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy61 Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy amin’ny hateloana. Jereo ny tokoMalagasy Bible61 Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin'Andriamanitra Aho sy manangana azy amin'ny hateloana. Jereo ny toko |
Ny TOMPO Mpanavotra sady Masin’i Israely, dia miteny aminao, ry voaeson’ny olona sy ankahalain’ny firenen-kafa, ary andevozin’ireo mpanjakazaka; ka izao no lazainy aminao: «Raha vao mahita anao ny mpanjaka dia hitsangana hiala amin’ny sezafiandrianany; ary hiankohoka ny manampahefana, raha vao mahatazana anao. Izany no hanajany Ahy TOMPO mahatoky, dia Ilay Masin’i Israely efa nifidy anao.»
Nisy koa filôzôfy epikorianina sy stôisianina nifanakalo hevitra taminy, ka hoy ny sasany hoe: –Inona no tian’ity mpirediredy holazaina? Ny sasany kosa, nony nandre an’i Paoly nanambara ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa sy ny fitsanganan’ny maty, dia niteny hoe: –Toa andriamanitra vahiny no torîny!