I Zabolôna monina amoron-dranomasina, Dia eo amoron’ny fitodian-tsambo, Mifanolotra amin’i Sidona ny sisin-taniny.
Matio 15:21 - Baiboly Katolika Niala teo i Jesoa dia nankany amin’ny faritanin’i Tira sy i Sidona. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niala teo Jesosy ka nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy Sidona. DIEM PROTESTANTA Dia niala teo i Jesoa ary nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy i Sidôna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niala teo i Jesoa ary nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy i Sidôna. Baiboly Protestanta Malagasy DIA niala teo Jesosy ka nankany amin’ny fari-tanin’i Tyro sy Sidona. Malagasy Bible Dia niala teo Jesosy ka nankany amin'ny fari-tanin'i Tyro sy Sidona. La Bible en Malgache Dia niala teo Jesosy ka nankany amin’ny faritanin’i Tiro sy Sidona. |
I Zabolôna monina amoron-dranomasina, Dia eo amoron’ny fitodian-tsambo, Mifanolotra amin’i Sidona ny sisin-taniny.
izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana tsy misasa tanana, tsy mahaloto ny olona akory.»
Natolotr’i Iaveh teo an-tanan’i Israely izy ireo, ka nasiany sy nenjehiny hatrany Sidona lehibe sy hatrany amin’ny lohasahan’i Masfà any atsinanana; nasiany ireny ka tsy navelany hisy afa-nandositra na dia iray aza.
ny mponina rehetra amin’ny tendrombohitra hatrany Libàna ka hatrany amin’ny ranon’i Maserefôta dia ny Sidonianina rehetra: horoahiko eo anoloan’ny zanak’i Israely ireo. Nefa zarao amin’ny filokana ireo tany ireo ho lovan’i Israely, araka ny efa nandidiako izany.
I Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Rohoba,