Matio 12:10 - Baiboly Katolika
ary nisy lehilahy maty tanana teo, ka hoy ireo nanontany an’i Jesoa: «Moa mety va ny manasitrana amin’ny andro sabata?» Mba hiampangany Azy no nanaovan’izy ireo an’izany.
Jereo ny toko
ary indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary nanontanian’ny olona Izy hoe: Mety va ny manasitrana amin’ny Sabata? Mba hiampangany Azy izany.
Jereo ny toko
Nisy lehilahy maty tanana anila tao; ary te hiampanga an’i Jesoa ny olona ka nanontany Azy hoe: –Azo atao ve ny manasitrana amin’ny andro sabata?
Jereo ny toko
Nisy lehilahy maty tanana anila tao; ary te hiampanga an’i Jesoa ny olona ka nanontany Azy hoe: –Azo atao ve ny manasitrana amin’ny andro sabata?
Jereo ny toko
ary, indro, nisy lehilahy maty tànana teo. Ary ny olona nanontany Azy hoe: Mety va ny mahasitrana amin’ny Sabata? mba hiampangany Azy.
Jereo ny toko
ary, indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary ny olona nanontany Azy hoe: Mety va ny mahasitrana amin'ny Sabata? mba hiampangany Azy.
Jereo ny toko
ary indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary nanontanian’ny olona Izy hoe: Mety va ny manasitrana amin’ny Sabata? Mba hiampangany Azy izany.
Jereo ny toko