Marka 3:22 - Baiboly Katolika
Ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema kosa nanao hoe: «Efa azon’i Belzeboba Izy, ary ny filohan’ny demony no androahany ny demony.»
Jereo ny toko
Ary ny mpanoradalàna izay nidina avy tany Jerosalema dia niteny hoe: Manana an’i Belzeboba Izy, ary koa: Ny lohan’ny demonia no androahany ny demonia.
Jereo ny toko
Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.
Jereo ny toko
Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.
Jereo ny toko
Ary ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema dia nanao hoe: Manana an’i Belzeboba Izy, sy hoe: Ny lohan’ny demonia no amoahany ny demonia.
Jereo ny toko
Ary ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema dia nanao hoe: Manana an'i Belzeboba Izy, sy hoe: Ny lohan'ny demonia no amoahany ny demonia.
Jereo ny toko
Ary ny mpanoradalàna* izay nidina avy tany Jerosalema dia niteny hoe: Manana an’i Belzeboba Izy, ary koa: Ny lohan’ny demonia* no androahany ny demonia.
Jereo ny toko