Levitikosy 3:5 - Baiboly Katolika
Hodoran’ny zanak’i Aarôna izany hanetona eo ambonin’ny ôtely, eo ambonin’ny sorona dorana voapetraka eo ambony kitay hazo eo amin’ny afo. Sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh.»
Jereo ny toko
Ary ireo zanak’i Arona dia handoro an’ireo ho fofona eo ambonin’ny alitara miaraka amin’ny fanatitra dorana manontolo izay eo ambonin’ny kitay eo amin’ny afo. Fanatitra levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO izany.
Jereo ny toko
Ireo taranak’i Aharôna kosa handoro izany hanetona eo ambonin’ny alitara, miaraka amin’ireo sorona dorana manontolo eo ambonin’ny kitay mirehitra. Sakafo levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO izany.

Ary ireo zanak’i Arona dia handoro izany ho fofona eo ambonin’ny alitara miaraka amin’ny fanatitra dorana izay eo ambonin’ny kitay eo amin’ny afo; dia fanatitra atao amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah izany.
Jereo ny toko
Ary ireo zanak'i Arona dia handoro izany ho fofona eo ambonin'ny alitara miaraka amin'ny fanatitra dorana izay eo ambonin'ny kitay eo amin'ny afo; dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izany.