Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 18:17 - Baiboly Katolika

17 Fa ny voalohan-teraky ny omby kosa, na ny voalohan-teraky ny ondry, na ny voalohan-teraky ny osy, dia aza asaina avotana fa masina ireny; ka ararakao eo ambonin’ny ôtely ny rany, hodoranao hanetona ny saborany, sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra mahafinaritra ho an’i Iaveh;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Fa ny voalohan-teraky ny omby na ny voalohan-teraky ny ondry na ny voalohan-teraky ny osy kosa dia tsy mba havotanao, fa masina ireny. Ny rany dia hafafinao amin’ny alitara ary ny jaborany dia hodoranao ho fofona, ho fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Fa tsy mba havotanao kosa ny voalohan-teraky ny omby na ny ondry na ny osy satria voatokana ho Ahy ireny. Hararakao eo amin’ny alitara ny rany ary hodoranao manontolo ny saborany ka hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Fa tsy mba havotanao kosa ny voalohan-teraky ny omby na ny ondry na ny osy satria voatokana ho Ahy ireny. Hararakao eo amin’ny alitara ny rany ary hodoranao manontolo ny saborany ka hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Fa ny voalohan-teraky ny omby, na ny voalohan-teraky ny ondry, na ny voalohan-teraky ny osy kosa tsy mba havotanao, fa masina ireny; ny rany dia hatopinao amin’ny alitara, ary ny saborany hodoranao ho fofona, ho fanatitra atao amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Fa ny voalohan-teraky ny omby, na ny voalohan-teraky ny ondry, na ny voalohan-teraky ny osy kosa tsy mba havotanao, fa masina ireny; ny ràny dia hatopinao amin'ny alitara, ary ny saborany hodoranao ho fofona, ho fanatitra atao amin'ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Fa ny voalohan-teraky ny omby na ny voalohan-teraky ny ondry na ny voalohan-teraky ny osy kosa dia tsy mba havotanao, fa masina ireny. Ny rany dia hafafinao amin’ny alitara ary ny jaborany dia hodoranao ho fofona, ho fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 18:17
5 Rohy Ifampitohizana  

ianao kosa hamono ny ondralahy sy hananty ny rany ary handraraka izany manodidina ambony ôtely.


Ny ra, hatopin’ny mpisorona amin’ny ôtelin’i Iaveh, eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana; ny sabora, hodorany hanetona ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh.


Ny amin’ny fanavotana azy dia asaovy avotana rehefa teraka iray volana izy, araka izay nanombanana azy, dia dimy sikla volafotsy araka ny sikla masina izay roapolo gerà avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra