Levitikosy 16:16 - Baiboly Katolika
Toy izany no hanaovany ny fanonerana ho an’ny fitoerana masina, noho ny fahalotoan’ny zanak’i Israely sy noho ny fahadisoany rehetra, araka ny fahotany. Torak’izany koa no hataony ho an’ny trano lay fihaonana, izay mipetraka ao amin’izy ireo eo afovoan’ny fahalotoany.
Jereo ny toko
Ary hanao fanavotana ho an’ny fitoerana masina izy noho ny fahalotoan’ny Zanak’Israely sy ny fahadisoany, dia ny fahotany rehetra; toy izany koa no hataony ho an’ny tranolay fihaonana izay mitoetra eo anivony, eo afovoan’ny fahalotoany.
Jereo ny toko
Ary hotontosain’i Aharôna ny fombam-pivavahana fanadiovana ny Toeramasina Indrindra, noho ny fahalotoana amam-pahadisoan’ny Israelita, araka ny fahotana rehetra vitany; toy izany koa no hataon’i Aharôna amin’ny faritra sisa ao amin’ny Tranolay fihaonana, izay mitoetra miaraka amin’ny Israelita sady eo afovoan’ny fahalotoany.

Dia hanao fanavotana ho an’ny fitoerana masina izy noho ny fahalotoan’ny Zanak’Isiraely sy ny fahadisoany, dia ny fahotany rehetra; ary toy izany koa no hataony ho an’ny trano-lay fihaonana, izay mitoetra eo aminy, eo afovoan’ny fahalotoany.
Jereo ny toko
Dia hanao fanavotana ho an'ny fitoerana masina izy noho ny fahalotoan'ny Zanak'Isiraely sy ny fahadisoany, dia ny fahotany rehetra; ary toy izany koa no hataony ho an'ny trano-lay fihaonana, izay mitoetra eo aminy, eo afovoan'ny fahalotoany.