«Izao koa no hahaloto anareo, ka na zovy na zovy no hikasika ny fatiny, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Levitikosy 15:7 - Baiboly Katolika Izay mikasika ny tenan’ny marary mitsîka dia hanasa ny fitafiana sy handro amin’ny rano. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izay mikasika ny tenan’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. DIEM PROTESTANTA Izay mahakasika ny tenan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay mahakasika ny tenan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay mikasika ny tenan’ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. Malagasy Bible Ary izay mikasika ny tenan'ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro. La Bible en Malgache Izay mikasika ny tenan’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. |
«Izao koa no hahaloto anareo, ka na zovy na zovy no hikasika ny fatiny, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
ary na zovy na zovy hitondra tapaky ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sy haloto mandra-paharivan’ny andro.
Raha biby azonareo hanin-kena no maty, izay mikasika ny fatiny haloto mandra-paharivan’ny andro,
Izay mipetraka amin’ny zavatra nipetrahan’ny olona mitsîka, dia hanasa ny fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
Izay olona madio raha voaroran’ny marary mitsîka dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro io olona io.
izay nikasika biby mandady nahaloto azy, na olona maloto namindra fahalotoana taminy, na fahalotoana inona na fahalotoana inona,
Ny zavatra rehetra kasihin’izay maloto, dia haloto, ary ny olona mikasika azy, dia haloto mandra-paharivan’ny andro.