Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 15:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Izay mahakasika ny tenan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Izay mikasika ny tenan’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Izay mahakasika ny tenan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Izay mikasika ny tenan’ny marary mitsîka dia hanasa ny fitafiana sy handro amin’ny rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary izay mikasika ny tenan’ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary izay mikasika ny tenan'ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 15:7
7 Rohy Ifampitohizana  

«Ireto biby hotanisaina manaraka ireto koa dia hahaloto anareo. Na zovy na zovy mikasika ny fatin’ireo, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;


ary na zovy na zovy mitondra ny fatin’ireo, dia haloto koa mandra-paharivan’ny andro sady tsy mainty hanasa fitafiana.


«Raha biby fihinan-kena no maty ho azy, izay mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan’ny andro;


Izay mipetraka amina zavatra nipetrahan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Ny olona madio ara-pivavahana, kanefa nisy lehilahy mitsika nandrora taminy haneso azy, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany;


Izay zavatra rehetra voakasiky ny olona maloto dia haloto; ary izay olona mikasika azy koa dia haloto mandra-paharivan’ny andro.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra