Levitikosy 22:5 - Baiboly Katolika5 izay nikasika biby mandady nahaloto azy, na olona maloto namindra fahalotoana taminy, na fahalotoana inona na fahalotoana inona, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay maloto na lehilahy izay maloto, na inona na inona no fahalotoany, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay mahaloto, na lehilahy izay mahaloto, na inona na inona no fahalotoany,– Jereo ny tokoMalagasy Bible5 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay mahaloto, na lehilahy izay mahaloto, na inona na inona no fahalotoany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay maloto na lehilahy izay maloto, na inona na inona no fahalotoany, Jereo ny toko |