Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 22:5 - DIEM PROTESTANTA

5 na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay maloto na lehilahy izay maloto, na inona na inona no fahalotoany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 izay nikasika biby mandady nahaloto azy, na olona maloto namindra fahalotoana taminy, na fahalotoana inona na fahalotoana inona,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay mahaloto, na lehilahy izay mahaloto, na inona na inona no fahalotoany,–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay mahaloto, na lehilahy izay mahaloto, na inona na inona no fahalotoany,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:5
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny biby hafa manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho fady aminareo.


«Raha misy vehivavy mararin’ny fadimbolany ka voan’ny fitsihan-dra avy amin’ny taovam-pivaviana, dia haloto izy mandritra ny fito andro. Izay olona mahakasika azy dia haloto mandra-paharivan’ny andro.


Izay mahakasika ny tenan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


ny mpisorona, izay nahakasika olona na zavatra mahaloto azy dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hahazo mihinana amin’ny zava-masina, raha tsy efa nandro.


Izay zavatra rehetra voakasiky ny olona maloto dia haloto; ary izay olona mikasika azy koa dia haloto mandra-paharivan’ny andro.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra